Notifications
Retirer tout

Tantara tena nisy .

2 Posts
2 Utilisateurs
0 Likes
368 Vu
MADA
Posts: 1
 MADA
Début du sujet
(@mada)
New Member
Inscription: Il y a 2 ans

Teo am sahandrakoto dia nisy faty hita izay tsikaritra fa novoin'olona.

Natao  fanadihadiana moa Rakoto amin'ny maha tompony saha azy ka taorian'ny Fitsarana  ambaratonga voalohany sy ambony dia voadidy fa afaka madiodio izy.

Talanjona anefa izy fa taty aoriana fa dia mbola nosamborina izy ary nampidirina amponja ...

 

Mbola hitohy ... Mahaliana anao ve ny ahafantatra ny tohiny ? sy ny hanatra azo tsoahina mba tsy ahavoha anao na ny fianalkavianao ny zava nitranga?

1 Réponse
Jose
Posts: 1
 Jose
(@jose)
New Member
Inscription: Il y a 2 ans

Tena liana. Ovina io tantara io no nitranga ? 

Répondre
Share: